Fambolena Fiompiana Tontolo iainana - FAFITO Fambolena 2 Branches régionales 0 Membres des branches 2 Régions
Branches régionales
SEFAFI TOMBONTSOA
Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) · Vakinankaratra / Avaratrimania
SEFAFI VOHIPENO
Manakara - SPMA · Vatovavy-Fitovinany
Fanabeazana Fampianarana Loterana - FFL Fanabeazana 1 Branches régionales 0 Membres des branches 1 Régions
Branches régionales
SEKOLY FARIMBONA
Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) · Vakinankaratra / Avaratrimania
Foibe Fanabeazana ny Jamba- FOFAJA Fanabeazana 1 Branches régionales 0 Membres des branches 1 Régions
Branches régionales
SEJAFITO
Antsinanana - SPAts · Atsimo-Atsinanana
Foibe Fanabeazana ny Marenina - FOFAMA Fanabeazana 6 Branches régionales 0 Membres des branches 6 Régions
Branches régionales
SEKOLIN’NY MARENINA MORONDAVA (SEMAMO)
Menabe - SPM · Menabe
Ny Sekolin’ny Marenina eto Morondava dia mandray ny zaza marenina rehetra 6 taona noho miakatra eto amin’ny faritr’i Menabe. Ny SEMAMO dia manao ny asa fitoriana ny Filazantsara amin’ny alalan’ny « Flanellographe » ho an’ireo marenina mba hahatonga azy hino an’i Jesosy Kristy. Fanabeazana ny zaza marenina ara-batana,ara-tsaina, ara-panahy mba hahatonga azy ho olom-banona sy tsy ho voailikilika eo amin’ny fianakaviana sy eo amin’ny fiaraha-monina fa mba hahaleo tena rahatrizay,Fanatsarana ny kalitaom-piainan’ny marenina,ary manala ny sakana izay manakana ny fampiatiana ny marenina ao anaty fiaraha-monina. Ny asa ataony dia Fampianarana soratra masina, Fampianarana manokana ho an’ny Marenina mandritra ny 3 taona, Fampianarana ankapobeny fanabeazana fototra manaraka ny Fandaharam-pianarana avoakan’ny Ministeran’ny Fampianarana, Fampianarana asatanana samihafa sy Rafitra,broderie,smocks,sikotra,rary,fambolena,fia sira,harato,fandrahoana,coupe et couture, Fampianarana « Ordinateur » ny mpianatra, Fampiofanana ny fitenin’ny Marenina ho an’ny ray aman-drenin’ny mpianatra indray mandeha isa-telovolana.
Sekoly Marenina Fianarantsoa - SEMAFI
Afovoany - SPAF · Haute Matsiatra
Ny SEMAFI dia manabe ny zaza Marenina amin'ny lafiny ara-batana , ara-tsaina ary ara-panahy mba hahatonga azy ireo ho olom-banona ka hananany fahaleovan-tena rahatrizay ka lehibe, tsy ho enta-mavesatra eo amin'ny fianakavianasy ny fiaraha-monina ary Kristiana hino sy handray ny famonjena vitan'i Jesosy
Sekoly Marenina Antsiranana - SEFAMA
Antsiranana - SPA · Diana
Manabe ny ankizy marenina any amin'ny faritra Antsiranana sy DIANA
Sekoly Mampiaty Mahajanga - SAMAMA
Boeny Mahajanga -SPBM · Boeny
Akanin'ny Marenina - AKAMA
Antananarivo - SPAnta · Analamanga
Sekoly Marenina Toamasina - SEMATO
Toamasina - SPTm · Atsinanana
Foibe Loterana momba ny Fifandraisana - FLF Radio, Televiziona, Horonantsary, Studio fandraisam-peo 5 Branches régionales 0 Membres des branches 5 Régions
Radio Feon’ny Filazantsara - Fandraisam-peo (Hira, Tantara, Toriteny, fanentanana……)- Famokarana Raki-kira , Raki-tsary toriteny mandritra ny Isatonan’ny Toby sy Zaikabe. Dubbing (Fandikana ireo rakitsary miteny vahiny ho amin’ny fiteny Malagasy - Fampiofanana sy Fampianarana : Mozika sy hira (Solfa sy Solfege, Piano, Guitar, Clavier) - Fitenim-pirenena (Anglisy, Frantsay, ….)- Informatiques (Bureautique - PAO – MAO – Developpement Web) - Famokarana Raki-kira sy Raki-tsary (CLIP) - Mitahiry ireo vakoka Hira sy Tantara sy sangan’asan’ny Kristiana - Mamokatra ireo Application (Android – Ios) izay ilain’ny Fiangonana
Branches régionales
RADIO TENY FIAINANA FANDRIANA
Fisakana - SPAFi · Amoron'i Mania
RADIO TENY FIAINANA FM 91.2MHz
Antananarivo - SPAnta · Analamanga
RADIO TENY FIAINANA FM 97.2MHz
Faradofay - SPFa · Anosy
RADIO TENY FIAINANA HOROMBE - RTF H
Horombe - SPH · Ihorombe
RADIO FEON'NY FILAZANTSARA
Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) · Vakinankaratra / Avaratrimania
Kristy no torinay
Oniversite Martin Lotera - OML Fanabeazana 1 Branches régionales 500 Membres des branches 1 Régions
Branches régionales
SEFAM - Sekoly Fanomanana Mpitsabo
Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) · Vakinankaratra / Avaratrimania
Sampan'Asa Loterana momba ny Fahasalamana - SALFA Fahasalamana 10 Branches régionales 0 Membres des branches 10 Régions
Tamin’ny voalohany dia nanangana rafitra fitsaboana ireo misionera loterana, ho fanohanana ny asa fitoriana teto Madagasikara. Rehefa nitambatra ireo fiangonana misionera tamin’ny taona 1950, dia nanomboka nandrindra fandaharan’asa iray momba ny fahasalamana iombonana ny Fiangonana Loterana Malagasy. Nandritra ny fotoana ela, nisy fepetra napetraky ny fitondrana frantsay, ka natokana ho an’ny loterana ny faritra atsimo ary ho an’ny reforme ny faritra avaratra, izay nahatonga ny ankamaroan’ny hetsika ara-pahasalamana loterana hifantoka tany Atsimo. Tamin’ny taona 1974 dia nofoanan’ireo fiangonana io fizarana io. Izany no nahafahana nanatanteraka fivoriam-be tamin’ny taona 1979 tao Betioky Atsimo, izay nanangana tamin’ny fomba ofisialy ny SALFA (Sampan’Asa Loterana momba ny FAhasalamana) ho sampan-draharaha nasionalin’ny fahasalamana ao amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Nafindra tany Antananarivo ny foibeny. Hatramin’izay, dia niova tsikelikely ho rafitra 100% malagasy ny rafitra ara-pahasalamana nentin’ny misionera, ary manome lanja ny fahaiza-manaon’ny olona sy ny loharanon-karena eo an-toerana.
Branches régionales
SALFA MAHAJANGA
Boeny Mahajanga -SPBM · Boeny
Filamatra : « Izahay mitsabo, Jesosy manasitrana »
Mandray marary isan’andro mandritra ny 24 ora, 7 andro anatin’ny herin’andro. . Atombok amin’ny fotoam-pivavahana isa-maraina ny asa fitsaboana .
Dokotera 5 no mandray marary ka ny 3 dia mpandidy.
HOPITAL MEDICO-CHIRURGICAL SALFA VANGAINDRANO
Menagnara - SPMe · Atsimo-Atsinanana
L'établissement offre aujourd'hui une gamme complète de services, notamment le Dispensaire, qui fonctionne comme un centre de consultations externes, le laboratoire, la maternité et la planification familiale (PF), le Centre de Planning Familial (CPN), ainsi que les services de chirurgie et de dentisterie. Ces services diversifiés démontrent l'engagement continu envers la santé et le bien-être de la communauté de Vangaindrano.
Ces détails illustrent l'évolution progressive de l'établissement, passant d'une initiative de soins de santé à une institution médicale complète, au service de la population locale avec un engagement constant envers l'amélioration continue des soins.
HOPITALY LOTERANA AMBOHIBAO
Antananarivo - SPAnta · Analamanga
le TPLA est reconnue comme une association. De plus, ce Centre est plus connu dans le domaine sanitaire et sur le développement social. Cela nécessite une définition précise des éléments de base. Pour mieux cerner cette étude, ce chapitre sera consacré à l’historique du TPLA et son évolution de ses activités, sa structure organisationnelle, ses missions et ainsi son environnement. Section 1 : Historique L’évolution des activités à réaliser au niveau de ce Centre définit son image et son histoire. Cette section met en exergue la vie du TPLA durant vingt huit années d’existence. Nous exposons successivement son historique proprement dit et l’évolution de ses activités.
HOPITALY LOTERANA ANDRANOMADIO
Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) · Vakinankaratra / Avaratrimania
HOPITALY LOTERANA MORONDAVA
Menabe - SPM · Menabe
HOPITALY SALFA EJEDA
Betioky Atsimo - SPBA · Androy
HOPITALY SALFA MANAMBARO
Faradofay - SPFa · Anosy
Manambaro is a small village at the southernmost point of the Island, about 15 miles from the Indian Ocean and half an hour by car from the town of Fort Dauphin. Despite its basic facilities, this outlying hospital is crucial in the area and offers treatment for a broad spectrum of diseases.
THE RAVAGES OF TIMEThe local population lives by subsistence farming, frequently disrupted by the droughts and natural disasters which plague the island. The hospital was founded in 1954 by an American Lutheran mission. As is often the case with SALFA (Lutheran) hospitals, years of wear and tear, lack of maintenance and funding have left their mark. The hospital has nearly closed several times in recent years.
SALFA ANKARAMALAZA
Manakara - SPMA · Vatovavy-Fitovinany
SALFA Fianarantsoa
Afovoany - SPAF · Haute Matsiatra
SALFA SAMBAVA
Avaratra Antsinana - SPAVA · Sava
Sekoly Ambony momba ny Teolojia - SALT Sampam-draharaha 0 Branches régionales 0 Membres des branches 0 Régions
Branches régionales
Aucune branche régionale n’est encore enregistrée.
Sekoly Biblika ho an'ny Vehivavy - SBVa Fanabeazana 0 Branches régionales 0 Membres des branches 0 Régions
Branches régionales
Aucune branche régionale n’est encore enregistrée.
SHALOM Fampandrosoana - Sosialy - Fitoriana Filazantsara 3 Branches régionales 0 Membres des branches 3 Régions
Teny Hebreo nalaina avy amin’ny Baiboly ny “ SHALOM” (Jaona 20 : 19 – 21). Fiadanana, fandriam-pahalemana, fihavanana no dikany amin’ny teny Malagasy. Sampana ato amin’ny FLM izay miezaka manorina fifandraisana tsara sy milamina, tsy mahatonga ady na fifanenjehana, eo amin’ny Kristiana sy Mozolmana ny SHALOM. Miara-miasa amin’ny Fiangonana, Fitandremana, Fileovana ary Synodam-paritany amin’ny fijoroana vavolombelon’ny fitiavan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny teny sy ny asa amin’ny olona rehetra. Ny hahatonga ny olona rehetra ho ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra feno fiadanana sy fanorenana fiangonana no tanjona kendrena.
Branches régionales
SHALOM - SPBM
Boeny Mahajanga -SPBM · Boeny
SHALOM SPAM
Synodam-Paritany Avaratrimania (SPAM) · Vakinankaratra / Avaratrimania
SHALOM SPANTA
Antananarivo - SPAnta · Analamanga
Tafika Masina Maharitra - TMM Sampam-draharaha 0 Branches régionales 0 Membres des branches 0 Régions
Branches régionales
Aucune branche régionale n’est encore enregistrée.
