Ny-asa-famoronanny-Fanahy-Masina

Ny-asa-famoronanny-Fanahy-Masina

Ny-asa-famoronanny-Fanahy-Masina

Auteur
RANDRIANANTENAINA Richard
Date de publication
juillet 1, 2010
Langue
Malagasy
Maison d’édition
SALT
Consultations
2

Résumé

Maro ireo sapam-piangonana miforona etsy sy eroa izay mitory sy mampianatra ny amin’ny Fanahy Masina sy ny asany. Manerana ny Baiboly manontolo mantsy, dia samy ahitana sy miresaka ny amin’ity Fanany Masina ity na dia somary manjavozavo aza amin’ny toerana sasany. Mampiasa haino aman-jery mihitsy izy ireny handresena lahatra olona mba hanaraka ny fampianarany sy hanaparitahana izany. Ireo dia samy milaza fa fampianarana mifototra amin’ny Soratra Masina ny azy.
Vokany: be ireo kristiana no mandeha anjambany, mihinana amam-bolony, voafitaka ka mihevitra ny Fanahy Masina ho toy ny fananany ka azony ampiasaina amin’izay tiany. Ny tena mampalahelo dia ny fahitana ireo kristiana izay mety hatao batisa fanindroany. Ao ihany koa ireo olona izay milaza ho manana fanomezam-pahasoavana manokana, iresahan’ny Fanahy (fanahy), voatsindrin’ny Fanahy, ka miteraka olana eo anivon’ny foangonana.

Lire en ligne
/ –100%

Chargement du document…

Livres similaires

Facebook
OFF AIR
Défiler vers le haut