Ho avaozina ny fifanaraham-piaraha-miasa eo aminโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ #MEDD sy ny ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ #FLM ho aminโny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra.
Maro ireo sehatra hiaraha-miasa eo aminโny roa tonta :
![]()
๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ยซ ๐ฒฬ๐ฐ๐ผ-๐๐ต๐ฒฬ๐ผ๐น๐ผ๐ด๐ถ๐ฒ ยป eo anivonโny Synoda sy ny Fiangonana, mba hampidirana bebe kokoa ny fanabeazana sy ny hafatra momba ny tontolo iainana ao anatinโny toriteny sy ny fampianarana.
![]()
๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ยซ ๐ณ๐ถ๐ฏ๐ฟ๐ฒ ยป, miaraka aminโny fametrahana sekoly fanofanana aminโny asa maitso, ho fanomezana fahaiza-manao sy fahafahana ara-toekarena ho anโny tanora sy ny mponina.
๐๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ #FLM ๐๐ฎ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ ๐ญ๐ณ๐ฌ๐ฌ ๐ต๐ฎ ho fanohanana ny fandaharanasanโny MEDD momba ny fambolen-kazo mandritra ny dimy taona, ka hanamafisana ny ezaka aminโny famerenana aminโny laoniny ny ala sy ny tontolo iainana.
![]()
๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ณ๐ถ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ izay eo ambany fitarihanโny #FFKM.
Mpiara-miombonโantoka lehibe ny ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ #FLM aminโny alalanโity fiaraha-miasa nohavaozina ity noho izy manana tambajotra lehibe aminโny alalanโireo mpino maherinโny 4 tapitrisa ao aminy.

